Diavolana (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baby
Tu sais
Na tsy manak'omena aza ianao aza kivy
Fitia mamy be ny anah re dia izy
Baby
Je sais
Na dia fetiko anie tsy ataon-tsika mangidy
Ndao antsoin-tsika daholo ny ankizy
Eh eh

Aza mitady zay tsy hita
Aza mitady zay tsy hita
Kilalao malagasy d'efa ok ok
Zay tsy mikipy tsy asiako
Zay tsy mikipy tsy asiako
Fampitaha zao no miainga d'efa mety dia mety
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?

Diavolana manjakely
Indray takariva
Tonga ny alina f'ataovy izay mety
Diavolana manjakely
Indray takariva
Ndao hi-bal a fa tonga ny fety
Iny ianao fa hitako e e
Iny ianao fa hitako e e
Tsy mba sosotra fa mirana lava
Iny ianao fa hitako e e
Iny ianao fa hitako e e
Tsy mba sosotra fa mirana lava

Soa miditra e mandrosoa
Soa miditra e mandrosoa
Lamako
Lamako
Taotaon-katsaka hatran-parihy e
Aiza ho anay reninareo a
Tsy omenay reninay
Tsy omenay reninay
Lalao lalao fahiny e
Lalao lalao fahiny e
Tsy atakalo tsy amidy
Tsy omenay tsy adino
Sa ahoaba ry chérie?
No no

Aza mitady zay tsy hita
Aza mitady zay tsy hita
Kilalao malagasy d'efa ok ok
Zay tsy mikipy tsy asiako
Zay tsy mikipy tsy asiako
Fampitaha zao no miainga d'efa mety dia mety
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?
Mety dia mety o?

Diavolana fenomana takariva
Tsy mba sosotra fa mirana lava
Diavolana fenomana takariva
Tsy mba sosotra fa mirana lava
Iny ianao fa hitako o?
Tsy mba sosotra fa mirana lava
Iny ianao fa hitako o?
Tsy mba sosotra fa mirana lava

Mbay lalana e
Mbay lalana e
Mbay lalana be felatanana
Mbay lalana e
Mbay lalana e
Mbay lalana be felatanana

Soa miditra e mandrosoa
Soa miditra e mandrosoa
Sao mihidy sao mihidy e e
Eh eh mandrosoa
Soa miditra e mandrosoa
Soa miditra e mandrosoa
Sao mihidy sao mihidy e e
Eh eh mandrosoa
--------
Link:
Comments
kabuto ( 24/03/2020 16:31)
tena ahatsiarovako ny taloha mihitsy ty hira ty
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Marion
Hits : 7465
Likes : 1 Like
Created by : ni2016
Date : 17/10/2016 19:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765