Tokan-trano paradisa (Madame Celestine sy Melle Henriette)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokan-trano paradisa
Tsy mba madisadisa
Fo roa mifankatia
Fo roa mifangia

Nofanjakako, ho fanao
Tokan-tranon'ny foko
Misy ireo olon-tiako
Tiako loatra tsy afoiko
Na kely toa fisoko
Tokan-tranonko io ka tsy pcgmc foiko
Na kely toa fisoko
Tokan-tranonko io ka tsy foiko

(x2)
Ny tokan-tranonao re ry zoky
Kanto loatra
Izay monina ao dia matoky
Iantrao re ry zoky
(Duo)
Tokan-trano soa
Tena mamy tokoa
An'anjely, hafa kely
Tokan-trano soa
Tena mamy tokoa
An'anjely, hafa kely


A/C: Andrianary Celestin fvyhzv Norbert
Madame Celestine sy Melle Henriette
Kapila : La Voix sqtoimv De Son tononkira.serasera.org Maître – K-9068

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Madame Celestine sy Melle Henriette
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 02/07/2026 16:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328