Génération TikTok (Madmax)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitsara génération TikTok eh eh eh...Ref:
Hitsara génération TikTok eh eh eh,
Zay mangala izy fôw tômpiny,
Fôw za mampanala ahhhhh,
Zay tsy malafo sôra,
Tsy mahazo big up eh eh eh;
Koa fa tafidriky,
Midriky, alefa manala ahhhhh (Ref-x2)
(Oh tsy tiàny) Nahay tsy tiàny fôw rah ataoko iniany,
(Oh tsy tiàny) Nahay tsy tiàny nefa hirako tsinjàny eh,
(Oh tsy tiàny eh) Tsy vô niniany nefa rythme-ko haràny eh,
(Oh tsy tiàny eh), Oh tsy tiàany eh
(Oh tsy tiàny eh), (Oh tsy tiàny eh)
Aza magneky teren'fô ,
F'indeso amin'saigny,
Sao maty lastique eh;
Ninay amin'azy ty manafo ôh,
tsy angôvo fa technique eh;
Indesigny mifaly, Indesigny miravo, Indesigny m'tsikitsiky ehh,
Tiako mahita anao SATIS. eh
Ref:
Hitsara génération TikTok eh eh eh,
Zay mangala izy fôw tômpiny,
Fôw za mampanala ahhhhh,
Zay tsy malafo sôra,
Tsy mahazo big up eh eh eh;
Koa fa tafidriky,
Midriky, alefa manala ahhhhh (Ref-x2)
Koa fa tafidriky, midriky,
Fa ty fa talentanay, tsy azo asitriky eh;
Zay mangala izy fôw tompiny,
N'revy-ko aza asiagna litiky eh
Koa tsy faly anao mahita zaho amin'ny aino aman-jery,
Ndana milefa misitriky ehh,
Fa katsaka agnaty lapoaly levaly eh,
Zay tsy mazaka mipitiky eh.
Mandainga koa fa anao maharegny tsy tafidriky ih,
Bad gyal jiaby karah mihetsiketsiky ih,
Rude boy jiaby karah fa mihetsiky mandihy,
Tsisy maka lagy, tsisy maka litiky ih,
Zay koa fa misôma, anao mangilitiky ih,
Zay koa fa misôma, anao mavitribitriky ih,
Tsisy maka lagy, fôw miarka mankafy ih.
Ref:
Hitsara génération TikTok eh eh eh,
Zay mangala izy fôw tômpiny,
Fôw za mampanala ahhhhh,
Zay tsy malafo sôra,
Tsy mahazo big up eh eh eh;
Koa fa tafidriky,
Midriky, alefa manala ahhhhh (Ref-x2)
(oh tsy tiàny)........Oh, complexé ehh,
(oh tsy tiàny)........Karah very réflexe eh,
(oh tsy tiàny eh)........Oh tsy tiàny, oh tsy tiàny,
(oh tsy tiàny eh).....(oh tsy tiàny)(oh tsy tiàny) Nefa rythme-ko haràny eh.
--------
Link:
