Anjely mpamadika 2.0 (Mackenzi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
Efa ela loatra izay eh!
Niarahan-tsika roa izay
Iny enao namadik'ahy e
Lasa tsy niteny ah!
Izaho mba nanantena be eh!
Hoe isika roa hiara-dia eh!
Kanefa saingy indrisy anie eh!
Ka nisampana 'lay dia eh!
Ayeeh!
Malala oh!
Ooh!
Maninona re eh!
Iny enao no lasa ah!
Lasa nandeha ah!
Tsy niera, tsy nteny
Tsy nangina, tsy nteny
Fa lasa dia lasa foana ah!

Faniriko anie, hiara-dia isika roa
Kinanjo kay nisampana
Dia ilay ray lasa roa
Izaho anjaranao, dia enao no lasa anjarako
Nefa nofy ihany izany, nofy ihany izany

Pré-ref:
Ny fitiavako ho anao reny eh!
Tena avy amin'ny foko oh!
Nefa tsy no raisinao
Lasa nitoloko oh!

Ref:
Miala tsiny aho re eh!
Raha nandratra anao oh!
Tsy mba fadisoko anie eh!
Fa misy raha tsy ampy tao

Couplet 2:
Mino aho fa any an-kafa enao
Sambatra ery eh!
Miadana sy ho finaritra ah! (Yeah!)
Mafatifaty no mahita anareo oh!
Izay ngamba no lahatr'Andriamanitra ah!
Dia nisaraka isika roa eh! (Yeah!)
Mahita ny soa, mahita ny tsara
Mahita ny tsara soamantsara
Mahita ny soa, mahita ny tsara
Dia kobo eo izay rehetra any afara

Eny eh!
Dia izay sy izay izany
Dia mb mirary soa ho anareo roa
S/o: Ny equipe
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mackenzi
Hits : 281
Likes : 0 Like
Created by : Mackenzi
Date : 29/06/2023 20:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0786