Vera reka sisa (Ljo & Ceasar & Lion Hill)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️

(Ahe, lckuzvki ahe oooh)
(Ahe, ahe oooh)
(Ahe, ahe oooh)
(Ahe, ahe oooh)

Alô manafo alô handeh',
Hôdy aminay agny somary mamay,
Sasatra posy sasatra taxi,
Erany am’sivy zah môdy zao maxi (si),
Hamonjy madamo oh a,
Tsy hoe zah fa mamo oh,
Zah ti hidôko mbola ti hankafy,
Volam-bazary jiaby aminahy aty,

Ôlombelogno tsy akôho oh,
(Ahe, ahe oooh)
Ty lônga verako tano oh,
(Ahe, ahe oooh)
Hiambeso akeo fô tsy ela a,
(Ahe, ahe oooh)
Vera reka arika tavela a a a,
(Ahe, ahe oooh)

Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa a)
(Yo yo)
Vera reka sisa a, (Vera tononkira.serasera.org reka sisa a)
(Sisa a)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa a)
(Oh yeee)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
(Yo yo yo)
Vera reka dé mody e e e, (Vera reka sisa a)
(Tseee)

Bus-nay 'zao fa mandigny,
Baby gyal koa fa manintsy,
Zaho man shy mainshy m’pa,
Am’magnaraka koa,
Radem mbola be combat,
Aza shakashakananao zah,
Zaho man shy mainshy mody e,
Prôblemo-shika shy mitovy e a a a a,

Ôlombelogno tsy akôho oh,
(Ahe, ahe oooh)
Toy tse verako mba tano oh,
(Ahe, ahe oooh)
Hiambeso akeo fô tsy ela,
(Ahe, ahe oooh)
Vera araiky tavela a, vstugkjo ayyy,
(Ahe, ahe oooh)

Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa  a ô, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sdytwivi sisa a a a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)

Rafotsy  magnantso zah andeh hody sao dia vamba,
Tour’ko niany manasa lamba,
Aligna ny andro zah mbola hikandra,
Dem brada,
(Sady zah anie fa hiala toaka e),
Niany farany figiako piii,
Amaray nefa vendredi,
Anjarako aminio ataoko roy,
Hahahaha merci merci….oh !

Ôlombelogno tsy akôho oh,
(Ahe, ahe oooh)
Ty lônga verako tano oh,
(Ahe, ahe oooh)
Hiambeso akeo fô tsy ela a a,
(Ahe, ahe oooh)
Vera reka arika tavela a a,
(Ahe, ahe oooh)

Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa a)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa)
Vera reka sisa a a a, (Vera reka sisa)
Vera reka sisa a, (Vera reka sisa)
Vera reka dé mody e, (Vera reka sisa aaa).

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ljo & Ceasar & Lion Hill
Hits : 1918
Likes : 0 Like
Created by : Romka
Date : 01/03/2026 21:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034