Omeko anao (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitra ahy
Ilay mampitony ahy
Mifikitra foana nefa hay fa
Mamono ahy hatrany ilay fitia ka

Tsaroako indray
Ilay nanaitra ahy
Ilay endrikao tonga ao an-tsaiko fa
Mahatsiaro anao tsy eto akaikiko aho

Avelao aho hitondra anao
Mampatsiahy ahy hoe sambatra aho
Rehefa maheno ny feonao an-tsofiko aho

Nofisiko ny hatsaranao
Hokaloiko ny hafalianao
Ny fitiavako dia omeko anao
Ao anatiko no mitoetra
Ny hafalian'ny fo izay hamenonao
Ny fiainako ... rehefa eo ianao

Zavatra iray
Tsy niova hatr'izay
Tsy angovitra sy atahotra aho fa
Anilanao no tokony hisy ahy

Avelao aho hitondra anao
Mampatsiahy ahy hoe sambatra aho
Rehefa maheno ny feonao an-tsofiko aho

Nofisiko ny hatsaranao
Hokaloiko ny hafalianao
Ny fitiavako dia omeko anao
Ao anatiko no mitoetra
Ny hafalian'ny fo izay hamenonao
Ny fiainako ... rehefa eo ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liana Finaritra
Visites : 633
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lianafinaritra
Date : 23/02/2024 13:51
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.081