Valio izy (Julio rak)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatrao fa Tia anao izy fa tsy sahy miteny
Ireny fihetsiny isanandro hitanao ireny
Ny eo anilanao anie MBA striny
Ny fonao io ihany no tiany hidirany
Ny fo adaladala fa aminao izy tena Tia
Fitiavana maharitra tiany hitoetra ho Doria
Ka valio ré ny fitiavany raha Toa Ka sitrakao
Ny eo anilanao no tiany ka raiso raha azo atao
Ka nefa na izany eritrereto ihany e
Ny fitiavany anie matotra fa tsy mba mihaniany

Fa raha misy valimpitia amianao
MBA valio izy fa ELA no niandry anao
Nitia mangiana fona izy atraminzao
Ka raiso re ny fony raha Toa sitrakao


Ny fony anie midoboka tsy mitsahatra Mitempo fitiavana aminao izy anie ka Tia matoa mitalaho
Ny tsikiny isanandro tiany ho zarainy aminao eee
Ny fitiavana omeny anie fitia tsy kilalao

Na maro aza ny tsara fa ianao no tena tiany
Toy ny volamena sarobidy Ka sarotra ho arina
Vao nahita ny endrikao izy de variana  X2

Fa raha misy valimpitia amianao
MBA valio izy fa ELA no niandry anao
Nitia mangiana fona izy atraminzao
Ka raiso re ny fony raha Toa sitrakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Julio rak
Hits : 227
Likes : 1 Like
Created by : Juliorak
Date : 17/03/2025 10:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6047