Mba Lazao Ahy (José sy Teddie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voasoratra fa Ho ahy sy Ho anao'Zao Fotoana eto anio izao...
Minitra iray amehezana indray
lay fitiavana ho tafaray
Ny fidoboky ny fo
Efa ela niandrasana koa
Fa Tojo Anao tokoa
Ilay nandrandraina ilay tokana nolalaina...
Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka 'zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay
Hodiavintsika Reo lalana
Na mora io na sarotra...
Tetezintsika ny fiainana iray
Tsisy tarainana
Ireo taranaka
'Zay andimby rahatrizay
Kolointsika miaraka
Izy reny no tsangambatom-pitiavana
Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka 'zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay...
Mba lazao ahy...
Ho mandrakizay...
ouh oh ouhh ohh ouh ohhhh
Ref :
Mba lazao Ahy Fa tsy nofy no ihainako eto
Ambarao Ahy Fa tena ianao no eo anilako eo
Tantarao Ahy Fa manomboka 'zao anio izao
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Dia Hitambatra ho iray
Zaho Sy Ianao (Zaho Sy ianao)
Ho mandrakizay
Ho mandrakizay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : José sy TeddieHits : 742
Likes : 0 Like
Created by : KarlyRO
Date : 19/07/2023 09:45