Ilay fitia (Johane ft Njara marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Johane :
Nitady foana teny aho
Nitety izao tontolo izao
Resy lahatra aho anio fa tsisy hahasolo anao
Nandeha ny volana ny taona, nifankatia nefa tsy mba nihaona
Tsisy nahasakana antsika aky satria voatendry anio ilay fotoana
Ny ahy ny fantatro dia izao
Efa anjarako efids ianao…
Ref :
Ny amintsika tsy azo fafana
Efa anaty pejy io, tsy hisy fiafarana
Ho tefetsika anio aky, hohamasinina androany ilay tononkira.serasera.org fitia
Tantarantsika tsy azo fafana
Efa anaty pejy io, tsy hisy fiafarana
Ho tahian’ilay Ray ao ambony aky
Tantarantsika roa, ho doria…
Njara Marcel :
Toa zavaboahary maro loko
No indro nitsena ilay foko
Tontolo iray mbola tsisy mpahita aky no hitondrako andri
Aza manahy ny amin’izany
Hivavahako mafy amin’ilay Nahary, yeah
Ho vita fatomaty tokantrano, ho lavitry ny ratsy
Dia ny ahy ny fantatro dia izao
Efa anjarako ianao
Ref (Duo):
Ny amintsika tsy azo fafana
Efa anaty pejy io, tsy hisy fiafarana
Ho tefetsika anio aky, hohamasinina androany ilay fitia
Tantarantsika tsy azo fafana
Efa anaty pejy io, tsy hisy fiafarana
Ho tahian’ilay Ray ao ambony aky
Tantarantsika roa, cflhan ho doria
Bridge :
Na ho mafy ary ireo sedra miandry antsika, malala e
Hiady mafy aho, tsy ho avelako ianao
Fa efa mpbrgm tia aho, efa anao… anjarako ianao !
A/C : Njara Marcel

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Johane ft Njara marcelHits : 164
Likes : 0 Like
Created by : Lapoasy
Date : 13/08/2026 21:10