Ampidiro aloha ny tenimiafina
Notefena (Jessy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hery rehetra dia itiavako anao
Na fanahy na ny saina tsy hadino ny fo
’Zay kely vita sy mba azo natao
Tsy nisalasalana noefaina avokoa
Mba tsy ho rava
Mba tsy ho rava tsy hanenenana
Tiako tiana ianao lay safidy dia lasanao
Tiako tiana ianao lay fitia zay nomeko anao
Tiako tiana ianao lay sadify dia lasanao
Tiako tiana ianao lay fitia zay nomeko anao tsy evxv lalao
Tsy neniko anefa izay fotoana lany
Fa ny tanjon’iray dia tononkira.serasera.org fitiavana ihany
N’inona sakana tsy hihaonantsika
Nohezahiko nialana fitia tsy hay rarana
Lay hucufwze tsy mszpp ho rava
Lay tsy ho rava tsy ho nenina
Tiako tiana ianao ilay safidy dia lasanao
Tiako tiana ianao ilay fitia zay nomeko anao
Tiako tiana ianao ilay sadify dia lasanao
Tiako tiana ianao ilay fitia izay nomeko anao tsy lalao
Tena fitia tato anaty
Notefena ho mandra-maty o o o
Tsy lalao tena fitia tato anaty

Tsy lalao tsy lalao

--------
Rohy: