malaky akia chérie (Jess Flavi One)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Malaky akia chérie,
Malaky akia chérie fa ela be,
Ela be
Malaky akia chérie,
Mba malaky moa akia chérie fa ela loatra
Sao dia tafahoatra

Tsy hoe faly aho nahazaka sipa tsara tarehy
Fa matoa izy tsara, izy miomana ela be
Fa mbola manao beauté, mbola mitady pince à épiler
Amin’ilay maquillage-ndry iny sao dia mila ampiana e ?
Izaho ato efa tofoky ny télé miandry anao
Aleo aho aloha hijery, hidozy, hifoaka ivelany ao
Fa ela loatra, ela be
Isika izao efa tara satria ny lera mandeha be

Bridge:
(Tairo) haingana ry baby
Koboko fa ilay fitaratra fa tena matsiro ô ô!
Haingana my lady
Ianao koa tady hamala-kira isak’izay mahatsiaro ôô
Ka..

Ref:
Malaky akia chérie,
Malaky akia chérie fa ela be,
Ela be
………….

Olana faharoa,
Mitombo indray ny aretin’an-doha
Ny varice efa tafiakatra eny akaikin’ny loha
Fa sasa-miandry aho,
Ianao kay mbola tsy tafisolo akanjo
Sasa-miandry aho,
Ianao kay izao fa hisafidy akanjo
Iny efa tsara fa aza soloina intsony
Tsy maninona asivo veste eo amboniny
Iny efa tsara fa aza soloina intsony
Ndry koa akia manoatra noho ny zaza ampiakanjoana

Bridge:
(Tairo) haingana ry baby
Koboko fa ilay fitaratra fa tena matsiro ô ô!
Haingana my lady
Ianao koa tady hamala-kira isak’izay mahatsiaro ôô

Ref:
Malaky akia chérie,
Malaky akia chérie fa ela be,
Ela be
………….

Izay ve vao vita sahady
Raha nahandro kaly aho mety efa nahamasa-bary
Ny fotoana laninao niomana efa ho adin’ny firy
Ary handao hilaoso amin’izay fa efa ao ny voatiry

Chérie, ianao diso manararaotra hoe izaho patient
Miaritra fa mbola mila fruit de la passion
Fa na dia izany ela loatra, ela be
Sao dia mba tsy rariny e!
Tara foana isika ny mahatonga ahy mitaraina
Tiako mihintsy mantsy raha hoe isika no arahabaina
Sady lazain’ny olona manao fiditra star
Nefa ny tiany ho ambara hoe ireny indray ry “tara”

Bridge:
(Tairo) haingana ry baby
Koboko fa ilay fitaratra fa tena matsiro ô ô
……….
Ref:
Malaky akia chérie,
Malaky akia chérie fa ela be,
Ela be
………….
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jess Flavi One
Hits : 1829
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 04/12/2018 10:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821