Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sakaiza (JEAN-NICO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yhbz Sakaiza saro-pidy mamiko ianao
Ka mafy amiko tononkira.serasera.org ny hanary
Tiako hiaraka amiko
Ka ybfwbzqh mijanona
Veloma ry ilay olon-tiako
Veloma antson ilay malala
Veloma ilay olon-tiako hatrizay
Vetesen’ireo ny mandrakizay
Nirifitra ianao qcblpdh tsy ho hita
Izay vita ko izay no dia vita
Ny veloma mahalasana
Ka mafy amiko tononkira.serasera.org ny hanary
Tiako hiaraka amiko
Ka ybfwbzqh mijanona
Veloma ry ilay olon-tiako
Veloma antson ilay malala
Veloma ilay olon-tiako hatrizay
Vetesen’ireo ny mandrakizay
Nirifitra ianao qcblpdh tsy ho hita
Izay vita ko izay no dia vita
Ny veloma mahalasana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JEAN-NICOVangy : 1239
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LAndrianasolo
Daty : 17/04/2019 11:05
