MIAVAKA (JAYDIE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanainga mba hitsena anao
Fa efa nahazo ankanjo vaovao
Sady efa maika hahita anao
Maika be ny handeha fa sao tsy hahatratra anao
Hitantana ilay tananao
Hihaino an'ilay feonao
Hanongo ny takolakao
Hanoroka ilay molotrao
(...) isan'andro izaho mivavaka
Mba ho mandrakizay raha ny amintsika roa
Satria ianao 'nge miavaka
Satriko foana ianao mba ho eto anilako
Ilay toetranao miavaka
Ny hatsaranao koa miavaka
Dia mbola ampiako indray ilay vavaka
Satria tiako ianao hijanona mba ho anah.
Ref:
Fa tsy foinao zah na dia maloto akanjo
Tsy narianao zah na dia mavomavo
Fa tsy foinao zah na dia maloto akanjo
Tsy narianao zah na dia mavomavo
Tena miavaka ilay toetranao
Satria tsy mitovy amin'ny efa hitako
Ka vao may zaho tena babonao
Ny hisaraka aminao aloha tsy vitako
Tena miavaka ny anilanao
Ilay hatsaranao sarotra tadiavina
Ilay endrikao toa mirana
Ilay hatsaram-ponao tena mambabo anah
(...) isan'andro zah....
Ref:
..×3
--------
Link:
Comments
iRed ( 13/03/2020 20:06)
Omeo ah
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JAYDIE
Hits : 690
Likes : 1 Like
Created by : iRed
Date : 14/03/2020 19:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1108