Comments about Ny Marina ihany

Back to Ny Marina ihany Submit a comment
hery ( 2 days ago)
Misaotra anao koa fa mahafinaritra sady manabe ara-kolotsaina ny fifampizarana eto e
Kotsur ( 3 days ago)
Misaotra ireo mpitandrina koa anefa fa fantany ny mba faniriako. Merci Hery
Kotsur ( 3 days ago)
Tiako be ity hira ity satria lova nomen'ny "ray aman-dreny" fa i Mama no mpihira azy ary dia mba napetrako eto ho zaraina amin'ny malagasy rehetra. Misaotra tompoko. Mahasoava e! Misaora ry Naly Rakotofiringa fa mifantoka ao am-po ny voalaza ary misaotra an'i Mme Naly sy Ossy nihira sy namelovelo azy fa mahafinaritra tokoa.
Mankasitraka tompoko.
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0201