Tiako ianao (Isaia kely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay vehivavy iray
Izay Kanto tsara fanahy
Nanintona ny foko
Ny tsikinao mahababo fo
Ianao,Izay efa mba niriako hatrizay
Fa tena tiako ianao
Toa tiako foana hatrizao
Izay zavatra ataoko
Toa lasa mankarary andoha
Tsisy anao
Ka mba valio raha toa sitrakao

Réf
Moa fantatrao fa tena tiako ianao
Raha sitrakao valio Zao hatako izao
Fa ianao ilay raozy iray
Izay sarobidy ho ahy
Miandry anao eto foana Aho (X2)

Fa tena tiako ianao
Toa tiako foana hatrizao
Izay zavatra ataoko
Toa lasa mankarary andoha
Tsisy anao
Ka mba valio raha toa sitrakao
Tsy hoe tiako ka nofidiako
Fa nofidiako ka tiako
Zay vehivavy Izay
Moa mety ho sitraky ny Ray
Mino Aho
Fa faly izy mahita ahy sy ianao

Réf :moa fantatrao......(X2) fa tiako ianao

Ianao ilay vehivavy iray
Izay Kanto tsara fanahy
Nanintona ny foko
Ny tsikinao mahababo fo
Ianao,Izay efa mba niriako hatrizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Isaia kely
Hits : 75
Likes : 1 Like
Created by : VLKK
Date : 09/02/2026 19:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0984