Vita hatreo (Inah & Dadah Rabel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ady, tsy fifamaliana, tsy hita izay teo
Tsy hita intsony ianao nangina
Inona no niseho ?
Taratasy taty aoriana
Nilaza hoe vita hatreo.

Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy vazivazy,
Hany ka rava hoazy.

hou hou hou an an an an an an
hou hou hou an an an an an

Fa fitia niredareda
Tsy toy ny nahazatra
Natao ho raozy soa sy ngeza
Tsy hisy tsilo handratra
Hay fitia tsy nateza
Ny alahelo tsy omby tratra

Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy vazivazy,
Hany ka rava hoazy.

Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy vazivazy,
Hany ka rava hoazy.

Inah & Dadah Rabel
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Inah & Dadah Rabel
Hits : 1625
Likes : 1 Like
Created by : dd
Date : 28/10/2021 18:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741