Ray ô ! (Iandry Mario)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Ray ô ! Mangataka famelana aminao
Fa tiako ilay ho anilanao tsy ho ela
Iriako ny hanaraka anao, eny
Satria mamiko ianao
Bridge :
Izaho mino anao, mankato anao
Amin'ny fotoana tsy voafetra
Ny androany, ny ampitso efa voasorany
Izay atao rehetra
Refrain :
Ianao ilay Ray, no afaka hitsinjo ahy
N'aiza n'aiza misy ahy, izy eo foana
Ianao irery ihany, no afaka hitsimbina ahy
Hitantana ahy, hiaro ahy
Manoro làlana
...
Couplet 2 :
Ray ô ! Omeo ilay famindram-ponao
Ity zanakao, fa hitoetra
Mamelà amin'ny ratsy izay vitanay
Ianao irery ihany, no afaka hamonjy ahy

IANDRY MARIO.
Janvier 2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Iandry Mario
Hits : 1437
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 26/07/2016 16:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715