Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matoky anao (Groupe Honoré)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sendra tojo ady aho Ray O
Dia miantso anao
Raha mila ho kivy aho Tompo O
Dia hidera anao
Mino aho fa ireo toky tononkira.serasera.org izay napetrakao
Dia mbola tsy miova anie hatramin’izao
Fa tsisy maharombaka izay an-tananao
Na maro aza Ray o
Ireo mpanenjika ahy
Na hisarika ahy aza Tompo O
Ireo fankam-panahy
Mino ahy fa ianao
Dia efa niteny
Si nampitondra hafatra ho ahy
Fa ianao tsy hamela
Ho irery na handao ahy
Réf: Matoky anao Tompo O
Fa tsy hanana ahiahy
rxsyhir Matoky anao Ray O
Fa tsy handao ahy
Na haneso aza ireo namako
Tsy ahoako izany
hnngu Hoy ianao
eteqnhs Fa ny zanako sy ny asan ‘ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
Dia miantso anao
Raha mila ho kivy aho Tompo O
Dia hidera anao
Mino aho fa ireo toky tononkira.serasera.org izay napetrakao
Dia mbola tsy miova anie hatramin’izao
Fa tsisy maharombaka izay an-tananao
Na maro aza Ray o
Ireo mpanenjika ahy
Na hisarika ahy aza Tompo O
Ireo fankam-panahy
Mino ahy fa ianao
Dia efa niteny
Si nampitondra hafatra ho ahy
Fa ianao tsy hamela
Ho irery na handao ahy
Réf: Matoky anao Tompo O
Fa tsy hanana ahiahy
rxsyhir Matoky anao Ray O
Fa tsy handao ahy
Na haneso aza ireo namako
Tsy ahoako izany
hnngu Hoy ianao
eteqnhs Fa ny zanako sy ny asan ‘ny tanako
Aoka ho adidiko ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HonoréHits : 2688
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 27/10/2015 09:05
