Mpanjakan'ny voninahitra (Hosanna) (Hillsong Worship)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanjakan'ny voninahitraHidina amin'ny afony
Mameno ny tany, Mameno ny tany.
Eeeh! eee!!
Ny fitiavan'ny hindra-fony
Manadio ny fahotana
Andao hihira, Andao hihira
.
*Hosana! hosana!
Hosana amin'ny havo indrindra (x2)
Ny zanakao rehetra
Nasandratrao ambony indrindra
Fa mino Anao, Fa mino Anao
.
Mivavaka aminao aho
Hitady ny tavanao
Mitsaoka Anao, Mitsaoka Anao
*Hosana! hosana!
Hosana amin'ny havo indrindra (x2)
...
Sitrano, diovy ny foko
Sokafy ny masoko
, mba ahita anao
Tiako loatra ianao satria
,
Ianao tia ahy!
Ny foko atalotro ho Anao
Ho tonga aminay ny fanjakanao
Miaraka aminao aho
Mandrakizay
.
...
*Hosana! hosana!
Hosana amin'ny havo indrindra (x4)
Hosana amin'ny havo indrindra
Hosana!... Masina!...
--------
Link:
About this song
Artist : Hillsong WorshipHits : 1102
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 24/11/2021 21:12