Azovy (HEAVEAN'S PRAISE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZOVY – HEAVEN’S PRAISE
Nisy lehilahy raiky izegny navy
Navy boaka an-danitra Izy tononkira.serasera.org e
Nalaza nagnano fahagagana maro
Nalaza nanangana ny maty e

Nafoiny ny seza fiandrianany
Fa nijotso lehilahy tety an-tany
Nanetry tena tsy nipoerapoera ô ô
Tonga nanome fitiavana e

Ref :
Azovy e ? Jesosy e
Ny anarany mziunyuv e, Fitiavana e, famonjena e
Azovy e ? Jesosy e
Fahasoavana e, ymvye fitahiana, Jesosy e

Maro be koa ireo nino Azy
Nandray ny fampianarany
Nefa nisy ireo nandà izany
Sy tandregny ra volagnina e

Nohelohigna izy mba ho koojrk faty
Agnabo ny hazo fijaliana e
Maty Izy ka nalevigna e
Nefa nitsangana nitsangana nitondra fanavotany e

Ref :
Azovy e ? Jesosy e
Ny anarany e, Fitiavana e, famonjena e
Azovy e ? Jesosy e
Fahasoavana e, fitahiana, Jesosy e


Bridge :
Izy araika fogna, Izy irery ihany
Tsy misy hafa, Mahavonjy anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : HEAVEAN'S PRAISE
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Aurelien Rakotonirina
Date : 22/09/2026 13:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283