MISY FAHAGAGANA (H'CANNI MIHGTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no niaretako niaritra ny mafy
Fijaliagna fahoriana lava
Nefa ziôty nefa amin'ny ziôty

Hiagny amin'ny fahabetsagna
Jéhovah mpamatsy zaho
Hiaigny amin'ny fahabetsagna
Fa tsisy raha tsy ho ampy
Hiagny amin'ny fahabetsagna
Jéhovah mpamatsy zaho
Hiaigny amin'ny fahabetsagna
Fa misy raha jiaby

Taogno(a) maro no niandrandra Zaho ouhh!
Nefa diso fanategnana
Amin'ny ziôty niova ny fiainagnako
Fa mahita ah! voninahitr'Andriamanitra ah!

Liogno(a) Tanora mety ho Noana
Fa tsy zaho
N'y hafa handeha hitraosa
Fa tsy zah oooo!
N'y hafa handeha hangataka hanigny
Fa tsy zaho
Satria mahita fitia isan'andro
Izaho ziôty

Oh! haleloia oh! Haleloia
Satria mahita fitia isan'andro
Zah ziôty

Misy fahagagana misy fahagagana
Misy fahagagana nomaniny ho ahy
Ka hisaotra azy aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : H'CANNI MIHGTY
Hits : 490
Likes : 0 Like
Created by : Samson Patrick
Date : 12/12/2022 15:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763