Mahatsiaro (Hasly Hasminah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry taranaka avy any avaratra
Na ny taranaka avy any antsimo
Sy ny taranaka avy any andrrefana
Ary taranaka avy antsinanana
Tonga ianareo fa tsy nanadino
Mahatsiaro ny tanindrazana

Ry zanatany sy mpivahiny
Tsara ny Tompo fa peo ny dimy
Zarainy amintsika ny fifaliany
Sambatra isika fa tsisy tsiny
Tonga eto isika fa notahiany
Tonga eto admin"NY tanimdrazana

O ry vahoakan'ny ambany lanitra
Samy sohavin"Andriamanitra
Isika rehetra tsy hankanavaka
Te ho mpandova an'izany lanitra
Isika rehetra tsy manadino
Mahatsiaro ny fivavahana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hasly Hasminah
Hits : 1398
Likes : 0 Like
Created by : Roja
Date : 08/02/2017 09:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726