Mitsangàna, mihazavà (Hira fanevan'ny Antoko mpihira Hanitr'Oliva) (Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mitsangàna, mihazavà fa efa tonga ny fahazavanao
Mijoroa ka mizarà ilay mazava vaovao

Mitsangàna ianao,eny mba ho hery vaovao
Raiso koa ka tontosao ireo adidinao

Hanitr'ôliva mijoroa! ka torio ilay teny soa
Fa ny herin'ny Tsitoha hiaro anao mba tsy hikoa.

2.Aza miandry intsony ianao fa efa izao no fotoana
Mety handrosoana hanefanao ny asanao.


Tonony sy feony: RAMANANTSOA Salomon
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
Hits : 1779
Likes : 7 Like
Created by : Ridza95
Date : 19/03/2018 10:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736