k.a.t. (Kilonga Apela Tsa manjary) (h oly angels)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
K.A.T.


Lehe kilonga Apela tsa manjary
Aza atao mankarary
Lehe tsa azo atoka dakao
Soloy iraika vaovao.
Hahita tory foana elah
Ndeko tsa mba manampela aza
Hadinoy ny lasa mitrakà
Vana be ny soa teraka...

APELA! APELA TSA MANJARY.......

Hanapelapela foana ve
Vô ho sambatsa sy tononkira.serasera.org falibe
Sï avieo tomany maharary
Fa kilonga Apela Tsa manjary...
Mba andrazondrazo leka ilay
Maitsokely irarika hatamy Ray
Hoavy madina i liak’ty
’Jah krapapà kogyeydd tahak’ty...

APELA!   APELA TSA MANJARY.........

Lehe kilonga Apela tsa maas manjary
Aza atao mankarary
Lehe tsa azo atoka dakao
Soloy iraika vaovao.
Hahita tory foana elah
Ndeko tsa mba manampela aza
Hadinoy ny lasa mitrakà
Vana be ny soa teraka...

APELA! APELA TSA rmtoqhe MANJARY.......

HOLY ANGELS
(anjelymasina@yahoo.fr)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : h oly angels
Hits : 2333
Likes : 0 Like
Created by : kenyvann
Date : 08/01/2008 12:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296