Gasikaran'I Jesosy (Laurin)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gasikara tanindrazan-tsika
,tany sarobidy nomen'I Jehovah
Madagasikara anjakan'I Kristy
,izay manana azy dia mandresy
Voaharo amin'ny loza

Ka andao isika anandra-peo
Itsaoka sy hidera azy
Anome voninahitra an'I Ray
Fa lafatra sy kanto ireo voahary
...
Nomeny antsika anjakana atr'izao

Taloa izy ity navy niny zanatany frantsay
Nitorognandreo ankeriny
Ireo olo be taloa tagny
Tsy nagneky atsika na niafara tamin'ny fahafatesana
Farany ireo vazaha mba nahatsapa niala
Farany Malagasy mbola nahazo ''place''

Ray ô! Misaotra anao izahay
Namindranao fo tamin'ny taninay
Marigny tompo ô razanay tsy nahay nitana basy
Fa noho ny fitiavanao 'zay nandresy ny mafy

Aza atakalonao vola aman-karena
F'ity tany ity,izy ity nintsika eee...
Aza amidinao @firenena hafa
F'ity nosy ity fa io nintsika eeee...

Ooouuuoouooouuuooouu
Ooouuuoouuoouu

Ka andao....

Gasikara....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Laurin
Hits : 1613
Likes : 2 Like
Created by : laurin_Yan
Date : 17/08/2016 11:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857