Tsy anjara (Gina sy Art'phal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fotoana vitsy monja anie dia nataoko,ampy,ahafantarako fa hoe:toa fitia kilalao reo niainantsika hamin'izao
leo tanteraka aho sady tofok,satria,ilay fitia niriako hoe ho doria,toa tapitra hatreo
REF: raha fantatro mialoha ity tantara,fa tsy anjara,dia najanona
tsy misy nanam-po izao sy ianao,ilay fitia,toa lasa tsy tamàna.
Ka veloma ianao! Veloma any ho any!
Atao ahoana moa,f'izay no fiainana an-tany.
Nanomboka teo ny fiainako dia to lasa aizina,tsy misy hazavana,satria ilay mahasoantro toa tako drahona
Alahelo,sento,ranomaso lava izao tsy aiko atao ahoana satria mafy tokoa,zany hoe sara-droa toa mankarary fo.
REF:raha fantatro...
ka veloma ianao,veloma any ho any
atao ahoana moa,f'izay no fiainana an-tany
ka veloma ianaaaao!!!
veloma any ho any
Tonony sy feony : GINA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gina sy Art'phalHits : 1303
Likes : 0 Like
Created by : art%27phal
Date : 23/10/2015 18:59