Tsy Maintsy Tafa (Frmc 503)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
P-rynks:
Be ny milaza mahay amzao fa tsy maintsy mkiry vô tafa
Ny ankamaron'ny olona ne oa tsy fidiny ny efa tsy miasa
Ka zay-zay mila miezaka
Tsy maintsy tafa na dezaka
Samy lasa andao hiazaka
Fa ny mpialona ne betsaka
Zay mafy vozona anaty fikirizana,tsy mety vizana na tsita ary
De ze tapaka aleo hotoizana fa tsy miasa saina @ze tsita any
Tsis ni tsaky de mila mtsiky ,
Ze te ho tafa denceumh de mila mtsitsy
Fa rehefa mandeha aza mkimpy
Reny ny mpialona ataoko lasa any
Zay ko tsy miady amin'azy na sany
Tsy mba mlefa ny entre-2
Qualité mbola ambony ny en 3D

Jah youn:

Na zay ko zao de mkiry e
Am yqroja fiainana firy sy firy e
Reo blèm tonga isan'andro ka lasa adinoko hatramin'n noandro .,satry
Tina ho tafa ny fiainana
Lasa lavitra ko tononkira.serasera.org ny fisainana we
Aiza ary zany amamina
Dia ho faly ny fianankavina
Flash rappeur tsy adala ka tsis analana n tsis anapina

Refrain: (P-rynks)

Tsy maninona zay ra miezaka satria zay mba te ho tafa
Mdongy ny ho mpanjaka ny tanjona fa tsy anao sôlafa
Tandremo enao sô lavo fa ny lalana scyseyl malama

--------
Link:
Comments
prynks ( 21/09/2017 20:05)
Tina ho tafa ny fiainana
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Frmc 503
Hits : 1868
Likes : 1 Like
Created by : prynks
Date : 18/09/2017 14:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398