Falifaly ery (Fred Ranoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly ery ianao
Mirana sy ravo tononkira.serasera.org koa
Ka ny tiana tsy mandao
Dia hisinda ny manjo

Fa sorena foana ianao
Raha singan-drery  hpeiciax koa
Ory lava izao
Tsy afa-mihomehy
Malomalooka tarehy

Tsapanao fa izao fiainana izao
Manadala mahavery
Raha toa mandeha irery
Fantatrao, afem tondro tokana tsy mahazo prhd hao
Fa ny hasambarana
Ny miara-dalana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fred Ranoa
Vangy : 4171
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 04/02/2016 16:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4412