Very maina (ft Gothlieb kakakaka kaiamba) (Francis Turbo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yyjy Raha niteny ianao fa tsy ho adinonao
Mampatoky mafy fa tamkm ho fatratra aho
Tsisy intsony anie fa efa fantatro
Hatrizay anie ny ao am-ponao

Fiv : Fantatrao fa very marina
Malahelo izaho ka hitomany
Manantena raha tsy Anjara
Very maina , oh ovec oh ! Very maina [2]

(Mozika)

Tsikitsiky be , tambitamby moa no azoko
Omeko anao tononkira.serasera.org mba tsy ho very Toky
Tsisy tsiny moa fa efa fantatro
Hatrizay anie ny ho tianao bambara

Fiv : (...) [2]

Very maina ! Oh oh ! Very maina (3)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Francis Turbo
Hits : 3289
Likes : 1 Like
Created by : Arhiens
Date : 06/12/2019 13:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631