Miliaridera (Francis Turbo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Raha mba izaho no miliaridera
Mpanan-karena, mpanambola be
Raha mba izaho no miliaridera
…….

Hizarako vola isan’andro isan’andro ny 4’mi
Mba ahafahany miantsena any @ bazary sy any @ épicerie
Éviter-ko jiaby jiaby ireo akamako sy ny havako rehetra
Fety be foana foana ny fiainako sady tsy ho asiako fetra
Ny ratsan-tanako dia ho asiako, ho fenoiko volamena
1 000 000 isan’andro no hamparitako, ho zaraiko eny an-tsena
Ireo izay marary hividianako, hizaraiko fanafody
Izay tratra hariva dia ho tanteriko gratuitement rehefa hody

Ref:
Raha mba izaho no miliaridera
Mpanan-karena, mpanambola be
Raha mba izaho no miliaridera
……….

Hilatsaka ho fidiana aho ho Député na Maire na Filoham-pirenena
Ny propagandiko hizesitiavako, hampiderako ireo harena
Ireo mpitsara ambony tambitambaziko hividianako raopilanina
Ireo fahavaloko dia ho vereziko, ireo tsy tia dia hodiako fanina
Hiseho milay aho ‘ndeha hitokana, ndeha hitokana zoridira
Ny vahoaka maro na mitokona, ny grevy tsy ho asiako sira
Mody mivavaka aho no manao asa fanasoavana maro be
Ny orin’asam-panjakana sy ny anahy tsy koà na mifangaro be

Ref:
Raha mba izaho no miliaridera
Mpanan-karena, mpanambola be
Raha mba izaho no miliaridera

Ndeha hiloka PMU, SELOTO, beloty, rami, domy
Ndana mahazo!!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Francis Turbo
Hits : 2948
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 15/11/2018 21:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4246