Anjarantsika roa (Francis Turbo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Antenaiko tsy ho very fa hitohy
Sy ho avy ny anjarantsika roa tononkira.serasera.org
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa
Ela moa no tsy nahita anao e
Ka manantena sady miandry qpeicdyl aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa
Ny ampitso no efa iny usybqm manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika mpnkv roa
Sy ho avy ny anjarantsika roa tononkira.serasera.org
Ny masoandro no milaza
Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa
Ela moa no tsy nahita anao e
Ka manantena sady miandry qpeicdyl aky
Ela no te-ho eo anilanao e
Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa
Ny ampitso no efa iny usybqm manambara
Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa
Mba tsinjovy irony andro fa voafidy
Tsy tantara ny anjarantsika mpnkv roa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Francis TurboHits : 4650
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 16/10/2002 11:17
