Tsy fonja ny fitia (Fitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iray minitra tsy nahy ny masontsika nifanena
Ny foko tia ka dia nomeko anao
Iray minitra ny tontolontsika meva
Ity 'zaho hay nataonao kilalao

Tsy hita intsony ny tambitamby tonga ny ady
Dia samy vita ianao moa nandeha
Navelanao nipitrapitra irery teo aho
Niantsoantso miverena nefa ianao tsy nandre

Ref
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
hijaly lava foana hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa a
Aleoko miafy
toy izay hilanja nenina eo aho
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
Hijaly lava foana
Hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa
Aleoko miafy
Toy izay hilanja nenina eo aho


Niandry aho mba nisy anao hiova nefa
Zava-poana zany toetra ratsinao vao maika
Baribary tonga
Mankarary fo
Miha-tsy tantiko
Ditranao mankarary an-doha

Shy'n ...
Tsy hagnerina zah beiby zegny tsisy 'mpanindroa
Fa mety n'f'tiavantsika ahereno am'place-ny Tiako o

Tara loatra zany
Ny foko lasa ny hafa ny saiko
efa niova
Tsy toy ny taloha Andriamatoa

Ref
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
hijaly lava foana hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa a
Aleoko miafy
toy izay hilanja nenina eo aho
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
Hijaly lava foana
Hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa
Aleoko miafy
Toy izay hilanja nenina eo aho


Tofoka aho
zao tofoka aho
Tofoka aho amin'ny ataonao
Tofoka aho zao tofoka aho
Tofoka aho zao amin'ny ataonao

Ref
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
hijaly lava foana hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa a
Aleoko miafy
toy izay hilanja nenina eo aho
Foana ny trano
Aleoko misaona ny foko toy izay aho
Hanan-dratsy
Hijaly lava foana
Hitomany
Haiko mafy
Tsy anilanao mangidy nefa
Aleoko miafy
Toy izay hilanja nenina eo aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fitia
Hits : 4744
Likes : 1 Like
Created by : hiragasy58
Date : 16/03/2010 00:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749