Tompo ô inty aho (FIJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1: Tompo ô inty tlbwdqhc aho
Ovay ny foko, besqjm ho vaovao
Ka ny fahasoavanao (ahy), hameno ahy
Tompo ô fantatro, fa ny fahalemeko
Dia ho resiko
Nohon'ny fitiavanao
Réf: Tazomy aho
Fenoy ny hatsaranao
Hoento aho, ho eo akaikiNao
Fa miandry Anao
Toy ny voromahery aho
handeha tsy ho reraka
F'Ianao no momba ahy
Noho ilay fitiavanao
And2:
Ampio aho Tompo ô
Hahalalako Anao tokoa
Fa Ianao nooo ukjaqo velona ato am-poko
Tompo ô ovay ny saiko
Ka izay sitraponao ry Raiko
Ni safidiko nohon'ny herin'ny fitiavanao
Réf: Tazomy aho
Fenoy tononkira.serasera.org ny hatsaranao
Hoento aho, ho eo akaikiNao
Fa miandry Anao
Toy ny voromahery aho
handeha tsy ho reraka
F'Ianao no momba ahy
Noho ilay fitiavanao
Ovay ny foko, besqjm ho vaovao
Ka ny fahasoavanao (ahy), hameno ahy
Tompo ô fantatro, fa ny fahalemeko
Dia ho resiko
Nohon'ny fitiavanao
Réf: Tazomy aho
Fenoy ny hatsaranao
Hoento aho, ho eo akaikiNao
Fa miandry Anao
Toy ny voromahery aho
handeha tsy ho reraka
F'Ianao no momba ahy
Noho ilay fitiavanao
And2:
Ampio aho Tompo ô
Hahalalako Anao tokoa
Fa Ianao nooo ukjaqo velona ato am-poko
Tompo ô ovay ny saiko
Ka izay sitraponao ry Raiko
Ni safidiko nohon'ny herin'ny fitiavanao
Réf: Tazomy aho
Fenoy tononkira.serasera.org ny hatsaranao
Hoento aho, ho eo akaikiNao
Fa miandry Anao
Toy ny voromahery aho
handeha tsy ho reraka
F'Ianao no momba ahy
Noho ilay fitiavanao
--------
Link:
