An-tongotrao (Feon'ny Faminaniana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-tongotrao Jeso tia
No hipetrahako izao,
(Tahaka an’i Maria
Mihaino izao ny feonao.) x 2

Raha ny andro ho lany
Ny hiriko zavatra iray
(Andeha hiakatra any
Hitoetra akaikin’ny Ray.) x 2

Izao Tompo no faniriako
Ho tena iray aminao,
(Ka hampandroso ny diako
Tohano ny herinao.) x 2
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny Faminaniana
Hits : 200
Likes : 0 Like
Created by : jantina
Date : 02/10/2023 18:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1544