Noho ny Fitiavanao (Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo O!inty aho,ny foko ovay havaozy;
Ka ny fahasoavanao hikoriana amiko
Tompo O!fantatro fa ny halemeko rehetra
Dia ho foana izao noho ny fitiavanao

ref:
fihino aho amin'ny fitiavanao
ho eo akaiky,ho eo anilanao
raha miandry anao,dia ny elatrao no hiakarako
toy ny voromahery tarihin'ny Fanahy
ho amin'ny fitiavanao

Tompo O! ampahirato ,ny masoko hahita anao
ho fantatro ao am-poko fa tia ahy Ianao
Tompo o!ovay ny saiko ka ny sitrakao no hiriko
Ho fiainako isan'andro, noho ny Fitiavanao

Ref:
............................
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feo fiderana (STK Ankazobe Fandresena)
Hits : 2369
Likes : 1 Like
Created by : mahandritiana
Date : 13/07/2017 07:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071