Mihobia an'i Jehovah (Salamo 100) (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihobia an’I Jehovah ry tany rehetra
Manompoa an’I Jehovah amin’ny fifaliana
Mankanesa eo anatrehany amin’ny fihobiana
Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra
Izy no nanao antsika ary Azy isika
Dia olony, ondry fiandriny
Midira eo amin’ny vavahady amin’ny fisaorana
Ary eo ankianjany amin’ny fiderana
Misaora Azy mankalazà ny Anarany
Fa tsara Jehovah mandrakizay ny famindrapony
Ary mihatra amin’ny taranaka fara-mandimby
Ny fahamarinany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Hits : 1454
Likes : 1 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 17:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718