Getsemane (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Lay ora tao Getsamane Tsaroako tsara izao
Fa Tompo tia sy lehibe No tena ory loatra tao

Refrain :Tsaroako zao ilay Getsemane
Zay niaretanao, tsy haiko hadinoina re
Lay fahoriana tao

2. Ny mpianatra malalanao
Natory avokoa, nafoiny izao rehetra izao
Jesosy Tompo tia tokoa

3. Nanjary rà ny dinitrao Noho ny helokay
Fadiranovana ianao Fa nisolo voina anay

4. Soraty ao am-poko re Ho sary velona ao
Ny sarin’I Getsemane Izay niaretanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Hits : 1490
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736