Azôvy (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Azôvy e ! Azôvy e!
Azôvy nitsangana eyah! tamin’ny andra fahatelo ô!
Jesôsy nampijalieny, Jesôsy lay novoneny
Jesosy e eyah !
Tsy tôndra e! Tsy tôndran’ny fasana eyah!
Fô tonga izy io mahery e! Yô Yô!
Nitsangana ka velono
Nandresy ny fahafatesana

1. Jesôsy Tompo ’zay nigagana (Jesoa)
Jesôsy Tompo ‘lay be fiandrana (Jesoa)
‘lay nanadôso aretin-jiaby (Jesoa)
Ny bôka, ny gila, ny malemy vity ( Jesoa Kristy)
Jesôsy Tompo nampijalieny (Jesoa)
Jesôsy Tompo dia novoneny (Jesoa)
Naty Jesôsy fa tsy vandivandy (Jesoa)
‘Zio ty ndreky izy efa tsy naty (Amen Amen)

2. Naty izy beky anadoso ny ratsy ( Jesoa)
Ho famonjena rô olo aby ty (Jesoa)
Velono dreky Izy efa tsy naty (Jesoa)
Velono Jesôsy ‘lay be fitia (Jesoa Kristy)
Mikonkono amin’ny fonô (Jesoa)
Atôva karibo izy hidriky ô! (Jesoa)
Ameza plasy Izy mba hanjakany (Jesoa)
Amezany anô fahasoavany (Amen Amen)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fehizoron'i Ziona (FZ)
Hits : 1107
Likes : 0 Like
Created by : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0743