Tsara Jéhovah (Ezra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1
Isan'andro Izy no mitahy,
Na dia tsy fcjhrv mendrika aza aho.
Fahasoavana tsy lany,
No atolony ho ahy foana.
Tsy hxpvhb amin’ny fotôna tsara ihany,
Fa thwyr eny fa na mafy aza
Ny fony be fitiavana,
No iankinako sy ifaliako!
Pré-refrain
Ireo tanany mbola misokatra,
Manasa ahy hifaly indray…
Refrain
Fa tsara Jehovah!
Mandrakizay ny famindrampony.
Tsy miova, tsy mitsahatra,
Fitiavany no manome aina.
Hidera Azy aho, amin’ny fo feno fisaorana,
Na amin’ny andro sarotra, na amin’ny andro mamy.
Fa Izy no Andriamanitro,
Ka Azy ny fiderako!
Couplet 2
Mbola mitoetra ny fahatokiany,
Na mihodina izao tontolo izao.
Tsy misy fepetra ny fitiavany,
Ho an’izay manatona Azy.
Tsy hoe voavaly ny vavaka vao midera,
Fa ny fanahiko efa feno hafaliana.
Jehovah no heriko tononkira.serasera.org sy hafaliako,
Ka tsy afaka hangina aho!
Bridge
Fa na dia tsy azoko aza izao rehetra rehetra izao,
Ny foko mbola hidera Anao.
Jehovah, tsara Ianao,
Mandrakizay ny hatsaram-ponao
A/C Ezra RANDRIAHARINIRINA
Isan'andro Izy no mitahy,
Na dia tsy fcjhrv mendrika aza aho.
Fahasoavana tsy lany,
No atolony ho ahy foana.
Tsy hxpvhb amin’ny fotôna tsara ihany,
Fa thwyr eny fa na mafy aza
Ny fony be fitiavana,
No iankinako sy ifaliako!
Pré-refrain
Ireo tanany mbola misokatra,
Manasa ahy hifaly indray…
Refrain
Fa tsara Jehovah!
Mandrakizay ny famindrampony.
Tsy miova, tsy mitsahatra,
Fitiavany no manome aina.
Hidera Azy aho, amin’ny fo feno fisaorana,
Na amin’ny andro sarotra, na amin’ny andro mamy.
Fa Izy no Andriamanitro,
Ka Azy ny fiderako!
Couplet 2
Mbola mitoetra ny fahatokiany,
Na mihodina izao tontolo izao.
Tsy misy fepetra ny fitiavany,
Ho an’izay manatona Azy.
Tsy hoe voavaly ny vavaka vao midera,
Fa ny fanahiko efa feno hafaliana.
Jehovah no heriko tononkira.serasera.org sy hafaliako,
Ka tsy afaka hangina aho!
Bridge
Fa na dia tsy azoko aza izao rehetra rehetra izao,
Ny foko mbola hidera Anao.
Jehovah, tsara Ianao,
Mandrakizay ny hatsaram-ponao
A/C Ezra RANDRIAHARINIRINA
--------
Rohy:
