Fitiavana (elie't)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza mo no afaka hiteny manana izao sy izao
Hahavita tena irery
Iza koa no afaka hilaza exzgfoi fa tsy misy pentina madio
madio fo toy ny zaza
Hareto kalo mbola tsy toko

Iza koa no afaka hilaza fa tsy misy pentina madio
madio fo toy ny zaza
Hareto kalo mbola tsy wrdcspid toko
Refrain)
Fa fitiavana fifanampiana fifampitsimbinana
Fanaovantso fifampizarana izay manjo
Ka raha ory ianao misy namana miandry anao hanolontanana
Ka na faly anao ambaikany fa sakaiza tsy mba mandao
*
Fialonana fosafosa sy tononkira.serasera.org ny sisa atsaharo ampy zay ianao mandrakizay
Fiatsarambelalatsihy
Hamono anao sanatria
ny fitiavantena soloy fahendrena
ny eto antany no mandalo tokoa
Refrain )

Fanaovantso fifampizarana izay majo

Ka qvqkxm na faly anao ambaikany fa sakaiza tsy mba mandao

--------
Rohy: