Tsy niova (Elie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy niova mihintsy ianao
'Lay mafinaritra tony isan'andro
'Lay endrikao izay mirana be
Mahafatifaty tsara tareha
Marina mafy raha niova e

Tsy niova mihintsy ianao
Mirana lava tony masoandro
'Lay toetra birqrcu anao izay tia mampihomehy
Tsara fanahy, miresaka be
Marina mafy raha niova re

Izaho koa tsy niova na dia ela tsy nifankahita
Fa mahatsiaro ireo lasa niarahan'tsika
Tsy mba voafafa tato am-poko sanatria
'Lay niarahako aminao
Na maro aza ireo fiainana hitako tany
Izaho tsy miova fa mbola tia anao iany
Lazaiko anao ny marina
Fa tsaroko foana ianao

Tsy niova mihintsy ianao
'Lay be tabataba hatrany am-pianarana
Indray ndray be resaka be
Tia vazivazy, tia mampiomehy
Marina mafy raha niova e

Tsy niova mihintsy ianao
Mirana lava tony masoandro
'Lay toetra anao rxrqm izay tia mampihomehy
Tsara fanahy, miresaka be
Marina mafy raha niova re

Izaho koa tsy niova na dia ela tsy nifankahita
Fa mahatsiaro ireo lasa niarahan'tsika
Tsy mba voafafa tato am-poko sanatria
'Lay niarahako aminao
Na maro aza ireo fiainana hitako tany
Izaho tsy miova fa bkcvw mbola tia anao iany
Aoka ho lazaiko ny marina
Fa tsaroko foana ianao
Tato am-poko foana ianao
Tsy ho adinoko ianao
Tsy tononkira.serasera.org niova hatram'izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Elie
Hits : 5933
Likes : 0 Like
Created by : papoosy
Date : 14/04/2011 19:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296