Tiako ianao ka tiako (Duo Roland de Tuléar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako
Ho eo anilanao no faniriako
Toa lanitra ny tany
Ka lavitra tomany
Raha ianao mitantana ahy hatrany
Ho ekeko avokoa
Ny ratsy sy ny soa
Hiadanantsika roa
Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako

Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako
Ho eo anilanao no faniriako
Toa lanitra ny tany
Ka lavitra tomany
Raha ianao mitantana ahy hatrany
Ho ekeko avokoa
Ny ratsy sy ny soa
Hiadanantsika roa
Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako

Fa misy hery hafa
Manery ahy hitafa
Tsy haiko ho visaina
Hananatra aman-tsaina
Ny herin'ny fitia
Mandoro mampahia
Tsy haiko hotapenana
Nivoaka no niambenana

Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako
Ho eo anilanao no faniriako
Toa lanitra ny tany
Ka lavitra tomany
Raha ianao mitantana ahy hatrany
Ho ekeko avokoa
Ny ratsy sy ny soa
Hiadanantsika roa
Tiako ianao ka tiako
Masoandrom-pifaliako


Tonony sy feony : Georges Vorombola
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Duo Roland de Tuléar
Hits : 2556
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/09/2018 19:03
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0116