Toleara (Daudet Rv 306)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️Ooooioh !Tany Fitsaa !
Fitsangatsanganana ty Andatabo
Fitsinjova !
Fitsinjovanay ty Ranosoro
Fa io eee !
Fa io e ny botry milay e,
Zandré !
Zana-bezo matelo mahay
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Ooooioh !Tany Fitsaa !
Fitsangatsanganana ty Andatabo
Fitsinjova !
Fitsinjovanay ty Ranosoro
Fa io eee !
Fa io e ny botry milay e,
Zandré !
Zana-bezo matelo mahay
Oh! zaho niasa !
Izaho niasa tamy SIRANALA
Valo vola !
Valo vola tsy nandray karama
Andao tsika !
Andao tsika holy lahy baba
Oh ! Lavidavits'agne toleara
Oh kaka, kira !
KAKA,KIRA,MOSA zao malaza
RO SAKIRA !
RO SAKIRA gôly tsy an-jaza
Zoeraaa !
Zoera any corps enseignant ny toleara ah!
Championat-ny Madagasikara
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Oh kaka, kira !
KAKA,KIRA,MOSA zao malaza
RO SAKIRA !
RO SAKIRA gôly tsy an-jaza
Zoeraaa !
Zoera any corps enseignant ny toleara ah!
Championat-ny Madagasikara
Oh kile mando !
Kile mandoroboky tsy mamoa
tafahaona !
Tafahaona tao Fianarantsoa
Nanao e !
Nanao laboly tany Manakara ah !
Kanjo zava-doza no nitranga
Oh Rehefa maty !
Rehefa maty izao ilay bitera
Ts’iza izany
Ts'iza izany fa Ravalitera
Zoera !
Zoera nantenainy Toliara ah!
Oh! Ailier gauche!
Ailier gauche madagasikara
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Oh Rehefa maty !
Rehefa maty izao ilay bitera
Ts’iza izany
Ts'iza izany fa Ravalitera
Zoera !
Zoera nantenainy Toliara ah!
Oh! Ailier gauche!
Ailier gauche madagasikara
Oh igne Kira !
Igne Kira la tomingetinge
Oh numero !
Numero disy Somasud
Fa efa !
Fa efa niakatra ilay boiny e eeh
Roso niaraka agny sipan'igne
Oh zao lamatra !
Zao lamatra zao la tsy volany
Tratsin’ino ?
Tratsin'ny tamatesa am-belagny
Fa io e !
Fa io e,ro laoko soa biby e e
Mampitsororoky ranonivy
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Oh zao lamatra !
Zao lamatra zao la tsy volany
Tratsin’ino ?
Tratsin'ny tamatesa am-belagny
Fa io e !
Fa io e,ro laoko soa biby e e
Mampitsororoky ranonivy
Oh! Nao nahoda !
Nao nahoda toy baka aia ?
Oh zaho njarahy
Zaho njarahy baka Betania
Oh volamena !
Volamenako zey ragnandria ahh,
Gny farahy avao ro mampahia
Oooooh !Ka tany fitsa !
Fitsangantsangana ty Andatabo
Fitsinjova !
Fitsinjovanay ty rano soro
Fa io e !
Fa io eh botry milay e,ee
ZANA-BEZO MATELO MAHAY.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Daudet Rv 306Hits : 22
Likes : 0 Like
Created by : Romka
Date : 24/02/2026 22:07
