Ndreto Aho (Dadi Love)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto aho Jeso manatona Anao,Nitondra fo feno ota mba raisonao.
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
N’aiza na aiza no alehako
Mino aho Ray o!
Fa eo anilako Ianao.
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
Tsy misy mahasakana ahy Tompo o!
Ny hiderako ny anaranao,
Raha hitady tena fitiavana: ao aminao mandrakizay.
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
Diovy ny olonao Jeso
Mba ho mendriky ny toetranao,
Fa ny foko izay feno ota
Aza avela hanjaka a!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dadi LoveHits : 417
Likes : 0 Like
Created by : litarazavar
Date : 03/03/2025 09:12
