FITIAVANA (Christian K)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny aotsr tananay no mifandray,
Ho mariky ny fitiavana
Ny sainay tononkira.serasera.org koa torak'izay,
Hitondra fifaliana

Ho feno fahasoavana aho,
Hiaina fiadanana
Vonona aho gqwjgon hitombo hatrany,
Mamy anie ny eto an-tany

Ref:
Fitiavana e!! fitiavana e!!
No hany mampandroso anay
Fitiavana e!! fitiavana e!!
No aza mba gukwlwl mitondranay

Ny hery no hatambatra,
Ho entina misondrotra
Ny foko no mihira izao,
Anaty hafaliana

Ho feno fahasoavana aho,
Hiaina fiadanana
Vonona aho hitombo hatrany,
Mamy anie ny eto an-tany

Ref:
Fitiavana e!! fitiavana e!!
No hany mampandroso anay
Fitiavana e!! fitiavana e!!
No aza mba mitondranay


Ho feno fahasoavana aho
Hiaina fiadanana
Vonona aho hitombo hatrany......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Christian K
Hits : 4897
Likes : 1 Like
Created by : deraxchanteur
Date : 29/01/2018 10:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425