Faneva 45 taona katedraly (chorale MEDAY MAHAGAGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Isika ro Tempolin’Agnahary e
Mijoro ho vavolombelon'i Jesoa
Fiombogna amin’ny Baterny raiky e e
Ho tragnobe, ho zary Hajomanga soa

Igny Jesoa, Hajomanga soa
Mpisoro sy mpinday ro mpagnanatsv e e
La ko misalasala, ndao ka mandrosoa
Ho vato masy ioregnan’ny Finoa

Hiray say isika rehetra
Laha hahadigny hiara-hiombom-bavaky e
Ankajomanga renin’ny EGLlZY
Dimy ambiefapolo tao nioregnany e
Ndao e, hitambatsy e. ho Eglizy vatan’i Kristy
ro fototsy gny TEMPOLY MASINA e

2- Misaotsy Anao lahy ahay Baba
Jagnahary mahafoy ny  soa ho anay e
Tahio ahay mba ho soa ho meva
Manao gn'asanao an-tany etoy e

Masina Maria, nomenao anay
Reny mpiaro sy halainay tahaky e
Ry Reny Masina o, mivavaha ho anay
Hiegnanay gny hafatr'i lesoa.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : chorale MEDAY MAHAGAGA
Hits : 71
Likes : 0 Like
Created by : ainapremier
Date : 22/07/2024 10:06
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0195