Torotoro (Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Torotoro ho’aho ilay vato nandiavana
Tapaka eto ho’aho ilay andry niankinana ô
Torotoro ka nolaingolaingosana
Tapaka eto ilay nantenaiko, dada ô

Ô ô ô ny masoandro milentika mbola antoandro ho’aho
Fa ny aty maizim-bolana ô
Adala samirery anie aho raha tsy hendry amin’ izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale de l'Ecole Normale de Tananarive
Hits : 1896
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112