Andriamanitra o, ry Tompo zanahary (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, ry Tompo zanahary
Ny olombelona dia afaka manary
Ianao irery no tsy mba mandao
Ka vonjeo re ny madinikao

Nefa mino sady manantena
Mbola ho tonga anie ilay famonjena
Andriamanitra o, tsy andrin’ny sasany
Fa andrinay e, madinika ny asany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 2324
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717