Izay tsy tia (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tsy tia tsy mahalala ny Ray
Fa mihevitra honina ho mandrakizay
Eto amin'ny tany izy be siasia
Manjeny ny andro lava doria

Mandalo ihany isika izao
Ka tokony hihevitra na izaho na ianao
Koa raha vonona ary re, mba lazao
Avia, mandrosoa ao an-tranon'ny ray

Misy didy iray 'zay navelan'ny Tompo
Ny hifankatiavantsika,toy ny itiavany antsika
Raha tia sy mahalala ny Ray ary ianao
Dia ho mora tokoa ny hanatontosana izany
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Akompiderana Anatihazo
Hits : 1668
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 29/06/2016 12:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0747