Heriko sy Faniloko (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Heriko sy Faniloko
Ianao ry Tompo ô
Mitantana ny diako
Na aiza alehako

Raha mbola velona aho
Dia ny finoako anao
Sambatra aho entiko
An-tanako
Hanadio ny lalako
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Akompiderana Anatihazo
Hits : 1217
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 25/06/2016 13:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739